Fanamarihana Ambany Pejy
a Mety hampidi-doza ny mandray vorona maratra, satria tsy fantany hoe te hanampy azy ianao. Mamindra aretina koa ny vorona sasany. Manaova àry gan-tanana raha te hanampy vorona maratra ianao. Sasao koa ny tananao avy eo. Aza manakaiky an’ilay vorona anefa, raha tsy te harary ianao, na tsy te hahita loza. Azonao antsoina ny dokoteram-biby, raha ilaina.