Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny fanambanin’ilay lavaka ao anatin’ny Oseana Pasifika, any akaikin’ny Nosy Mariannes, no faritra iva indrindra eto an-tany. Ny tendron’ny Tendrombohitra Everest, any Azia, kosa no avo indrindra. Ny elanelan’ireo no manome 19 kilaometatra.