Fanamarihana Ambany Pejy
a “Samgara-nebo, Sarsekima, Rabsarisa” no hitantsika ao amin’ny Jeremia 39:3, amin’ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Ny mari-piatoana ao amin’ny soratra hebreo nataon’ny Masoreta mantsy no narahina. Mety ho azo adika toy izao koa anefa ireo renintsoratra amin’ny teny hebreo: “Samgara, Nebo-sarsekima Sabsarisa [na Lehiben’ny Tandapa].” Mifanaraka amin’ny voalaza ao amin’ilay takelaka izany.