Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy Kristianina manankarena ankehitriny, toy ny tamin’ny taloha ihany. Mampitandrina azy ireny anefa Andriamanitra, mba tsy hatoky ny harenany na ho variana loatra amin’izany. (Ohabolana 11:28; Marka 10:25; Apokalypsy 3:17) Tokony hiezaka hanao ny sitrapon’Andriamanitra isika rehetra, na mahantra na manankarena.—Lioka 12:31.