Fanamarihana Ambany Pejy
b Anisan’izany ny fandoavam-bola mba hahazoana famelan-keloka sy ny habibiana natao tamin’ireo nanohitra ny fampianaran’ny Eglizy. Nodoran’ny mpitondra fivavahana mihitsy aza ny Baiboly, mba tsy hananan’ny mpiangona Baiboly.—Jereo Ny Tilikambo Fiambenana 15 Novambra 2002, pejy 27.