Fanamarihana Ambany Pejy
a Maro no tsy mino hoe misy ny Mpamorona be fitiavana, rehefa mahita ny faharatsiana sy ny fijaliana. Jereo ny fanazavana ao amin’ny toko 11 ao amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.