Fanamarihana Ambany Pejy
a Mba hanampiana an’ireo fianakaviana, dia namoaka boky 192 pejy ny Vavolombelon’i Jehovah. Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana no lohatenin’izy io. Manorata any amin’ny mpampanonta azy io, any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity, raha mila fanazavana fanampiny.