Fanamarihana Ambany Pejy d Misy fanazavana bebe kokoa momba ny maty sy ny fampanantenan’Andriamanitra fitsanganana amin’ny maty, ao amin’ny toko 6 sy 7 amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.