Fanamarihana Ambany Pejy
a Angataho amin’ny Vavolombelon’i Jehovah eny akaikinareo na amin’ny mpampanonta an’ity gazety ity ny bokikely hoe Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? sy Ahoana no Nampisy Antsika? Fanontaniana Dimy Mila Dinihina, raha mahaliana anao ny resaka famoronana sy evolisiona (fiovana miandalana).