Fanamarihana Ambany Pejy
c Ilaina indraindray ny miteny ny zavatra fantatrao, ohatra hoe raha nanao fahotana lehibe ny namanao, na mitady hamono tena, na manao zavatra hampidi-doza azy. Jereo ny Mifohaza! Desambra 2008, pejy 19-21 sy Mey 2008, pejy 26-29.