Fanamarihana Ambany Pejy
a Milaza i D. Montgomery, ao amin’ilay bokiny hoe Ireo Zava-nitranga Nampiova ny Tantaran’i Angletera (anglisy), fa tamin’ny 1534 dia nomen’ny Parlemanta fahefana feno ny mpanjaka ka “i Henri no manana fahefana feno amin’ny Eglizy, ary mpamadika izay mandà izany. Rehefa nanao sonia an’ilay taratasy ilay Mpanjaka, dia nanova tanteraka ny fanao efa naharitra arivo taona, ary lasa nanana ny egliziny mahaleo tena i Angletera, fa tsy miankina amin’ny Papa.”