Fanamarihana Ambany Pejy
b Maro ny ady tao Megido, ka lasa niantsoana an’ilay ady malaza atao hoe Hara-magedona (hebreo: Har–Magedon) io teny io. Ampifandraisin’ny Baiboly amin’ny “adin’ilay andro lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra” ny hoe Hara-magedona.—Apokalypsy 16:14, 16.