Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy fialan-tsiny hanalana zaza ny hoe mety hatahorana ny fahasalaman’ilay reny na ny an’ilay zaza. Raha tsy maintsy misafidy ny mpivady hoe ny ain’ilay reny sa ny ain’ilay zaza ao am-bohoka no hovonjena, dia anjaran’izy mivady ny manapa-kevitra. Mahalana anefa izany vao mitranga, satria efa mandroso be ny fitsaboana any amin’ny tany maro.