Fanamarihana Ambany Pejy
c Hiadan-tsaina koa ny olona iray, raha manantena fa mbola hitsangana ny maty. Jereo ny “Fanontanian’ny Mpamaky” ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Aprily 2009. Hazavaina ao ny toro lalan’ny Baiboly ahafahana milaza fa mety hatsangana amin’ny maty ny zaza maty tao am-bohoka.