FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Nanomboka tamin’ny fotoana nanapahan’i Aleksandra Lehibe (336–323 al.f.i.), dia niara-nanao fiezahana ny Grika mba hampielezana ny filozofia sy ny kolontsaina ary ny fitenin’izy ireo tao amin’ireo tany rehetra tao anatin’ny Empira grika. Ireo izay nandray ny kolontsaina sy ny hevitra grika dia noheverina ho tonga Grika. Notohizina izany fiezahana hampiray hevitra ny kolontsaina hafa ho ao amin’ny an’i Grisia izany teo ambanin’ny Empira romana izay, na dia nandresy an’i Grisia aza, dia nahita ny kolontsainy sy ny filozofiany ho nanintona. Na dia teo anivon’ny maro tamin’ireo izay niharihary fa niady tamim-pikirizana mba hahatohitra izany fitaomana grika tsy hay tohaina izany aza, dia hitantsika ny porofo mazavan’ny nandraisany ny hevitra sy ny fanjohian-kevitra ary ny foto-pampianarana ara-pilozofia grika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara