FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Amin’ny fiteny hebreo ampiasaina ao amin’ny Baiboly, ny teny nadika hoe “fanahy” dia neʹphesh. Kanefa, ao amin’ny Jodaisma amin’izao andro izao, matetika ny teny hebreo hoe nesha·mahʹ dia heverina ho toy ny tapany amin’ny olona izay mbola velona aorian’ny fahafatesana. Mampiseho anefa ny fandinihana amim-pitandremana ny Soratra Masina fa tsy manome velively ny hevitra toy izany ny teny hoe nesha·mahʹ; manisy fitenenana fotsiny ny amin’ny fisefo (respiration) na ny amin’ny zavaboary miaina, olona na biby, izy io. — Genesisy 7:22; Deoteronomia 20:16, NW; Josoa 10:39, 40, NW; 11:11, NW; Isaia 2:22.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara