Fanamarihana Ambany Pejy
b Tsy miresaka ny amin’ny tarehin-javatra izay mety hilan’ny zaza iray ny ho voaro amin’ny ray (na reny) mampijaly, izahay eto. Afa-tsy izany koa, raha mitady hampihena ny fahefanao ilay vadinao taloha, angamba amin’ny fitadiavana hampiaiky ireo ankizy handao anao, dia mety ho tsara ny hiresahana amin’ny namana za-draharaha, toy ireo loholona ao amin’ny kongregasiona kristiana, mba hahazoana torohevitra momba ny fomba handaminana ilay tarehin-javatra.