Fanamarihana Ambany Pejy
b Any amin’ny tany sasany, dia misy foibem-pitsaboana sy hopitaly ary fandaharam-panarenana izay manam-pahaizana manokana eo amin’ny fanampiana ny alkaolika sy ny fianakaviany. Ny hoe hitady izany fanampiana izany na tsia dia fanapahan-kevitra manokana. Ny Fikambanana Watch Tower dia tsy manoro hevitra ny hanarahana na fitsaboana inona na fitsaboana inona. Kanefa, tsy maintsy mitandrina ny tena, rehefa mitady fanampiana, mba tsy hanjary ho tafiditra ao amin’ny fanaovan-javatra izay hampandefitra ireo fotopoto-pitsipika araka ny Soratra Masina.