Fanamarihana Ambany Pejy
a Ireo Masoreta (midika hoe “ireo Mpampianatra Lovantsofina”) dia mpanao kopia ny Soratra Hebreo, niaina teo anelanelan’ny taonjato fahenina sy fahafolo. Ireo sora-tanana nataon’izy ireo kopia dia antsoina hoe soratra masoretika.2