Fanamarihana Ambany Pejy
a Araka ny lovantsofina jiosy tranainy, dia nampamono ho faty an’i Isaia, tamin’ny fanatsofana, i Manase, mpanjaka ratsy fanahy. (Ampitahao amin’ny Hebreo 11:37.) Milaza ny boky iray fa mba hahazoana io famonoana ho faty an’i Isaia io, dia nampiasa izao fiampangana diso izao ny mpaminany sandoka iray: “Niantso an’i Jerosalema ho Sodoma izy, ary ireo andrianan’i Joda sy i Jerosalema nambarany (ho) mponin’i Gomora.”