FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Misy manam-pahaizana manipy hevitra fa ilay teny hoe ‘tsimok’i Jehovah’ dia manondro ny Mesia, izay tsy hiseho afa-tsy aorian’ny namerenana an’i Jerosalema tamin’ny laoniny. Ao amin’ireo Targum aramianina, dia toy izao no ilazana an’io teny io: “Ny Mesian’i [Kristin’i] Jehovah.” Mahaliana fa io teny hebreo (tseʹmach) io ihany no nampiasain’i Jeremia tatỳ aoriana, fony izy nilaza ny Mesia ho “tsimoka marina” natsangana ho an’i Davida.​—Jeremia 23:5, NW; 33:15, NW.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara