Fanamarihana Ambany Pejy
b Nisaina ho “afa-nandositra” ny sasany tamin’ireo izay teraka tany an-tsesitany. Azo noheverina ho “afa-nandositra” izy ireny, satria tsy ho teraka velively, raha tsy tafita velona tamin’ilay fandringanana ireo razambeny.—Ezra 9:13-15; ampitahao amin’ny Hebreo 7:9, 10.