FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Ny Isaia 9:7–10:4 dia voaforona andininy efatra (fizarazarana ao anatin’ny andalan-teny iray misy ngadona), izay samy miafara amin’izao fiverenan-teny milaza loza izao: “Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.” (Isaia 9:11, 16, 20; 10:4). Io fomba fandaharan-teny an-tsoratra io dia mampitambatra ny Isaia 9:7–10:4 ho “teny” iray ihany. (Isaia 9:7). Mariho koa fa ‘mbola mihinjitra ihany ny tanan’i’ Jehovah, tsy mba hanolorana fampihavanana indray akory, fa mba hitsarana.​—Isaia 9:11.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara