Fanamarihana Ambany Pejy
e Nandritra ireo 59 taona voalohany nanontana azy, ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana dia nahitana ny Isaia 21:11 teo amin’ny fonony. Io andinin-teny io koa no loha hevitry ny sermona farany nosoratan’i Charles T. Russell, prezidàn’ny Fikambanana Watch Tower voalohany. (Jereo ny sary eo amin’ny pejy eo aloha.)