Fanamarihana Ambany Pejy
b Mbola miandraikitra ny asa fanaovana mpianatra ihany i Jesosy. (Apokalypsy 14:14-16) Izy no Lohan’ny fiangonana, ho an’ny lehilahy sy vehivavy kristianina ankehitriny. (1 Korintiana 11:3) “Ho mpanapaka sy komandy” amin’ny fomba hafa koa izy, rehefa hitarika ilay ady farany hatao amin’ny fahavalon’Andriamanitra amin’ny Hara-magedona.—Apokalypsy 19:19-21.