Fanamarihana Ambany Pejy
b Misy milaza fa tsy maintsy ho efa nampiasa teleskaopy (masolavitra) tsotsotra ny olona tamin’ny andron’ny Baiboly. Mihevitra mantsy izy ireo hoe ‘Ahoana no nahafantaran’ny olona tamin’izany fa tsy voaisan’ny olona ny kintana?’ Manambany an’i Jehovah, ilay nampanoratra ny Baiboly, ny hevitra toy izany.—2 Timoty 3:16.