Fanamarihana Ambany Pejy
b Atambatry ny Filazantsara ho ao anaty fitantarana iray koa ireo fahagagana, indraindray, ka lazalazainy ankapobe fotsiny. Lazainy, ohatra, fa tonga teo amin’i Jesosy “daholo ny tao an-tanàna” indray mandeha, ka nanasitrana “olona be dia be” izy.—Marka 1:32-34.