Fanamarihana Ambany Pejy
a Novan’ireo mpanoratra fahiny, antsoina hoe Soferima, io andinin-teny io, ka nolazain’izy ireo fa i Jeremia fa tsy i Jehovah no miondrika. Noheverin’izy ireo fa tsy mety ny milaza hoe manetry tena toy izany Andriamanitra. Fandikan-teny maro àry no tsy nahadika tsara ny hevitr’io andininy mahafinaritra io. Marina kosa ny nandikan’ny Baiboly Anglisy Vaovao ny tenin’i Jeremia hoe: “Tsarovy, eny tsarovy aho, ary miondreha hijery ahy.”