Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy midika izany hoe fehezin’i Satana mivantana ny olona manohitra anao. I Satana anefa no andriamanitr’ity tontolo ity, ka eo ambany fahefany izao tontolo izao manontolo. (2 Korintianina 4:4; 1 Jaona 5:19) Efa manampo àry isika hoe hisy hanohitra, satria tsy tian’ny olona izany hoe manana fomba fiaina mampifaly an’Andriamanitra izany.