Fanamarihana Ambany Pejy
a Angamba tanteraka voalohany io faminaniana io tamin’ny andron’ny Makabeo. Noroahin’ireo Jiosy hiala tany Joda ny fahavalony tamin’izay, ary notokanan’izy ireo indray ny tempoly. Afaka nandray tsara ny Mesia àry ny sisa tamin’ny Jiosy, tatỳ aoriana.—Daniela 9:25; Lioka 3:15-22.