Fanamarihana Ambany Pejy
c Vatomizana hafa no nampiasainy rehefa nividy ary hafa rehefa nivarotra. Nahazo tombony foana àry izy na nividy na nivarotra. Angamba koa nataony lava kokoa na navesatra kokoa ny tahony ilany tamin’ny mizana mba hanambakana ny mpividy.