FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Mbola manan-kery hatramin’izao ny fifanekena tamin’i Abrahama, ary tsy anisan’izy io ny fifanekena ny amin’ny famorana. Nanomboka nanan-kery ny fifanekena tamin’i Abrahama tamin’ny 1943 T.K., rehefa niampita an’i Eofrata mba ho any Kanana i Abrahama (Abrama tamin’izany). Efa 75 taona izy tamin’izay. Tatỳ aoriana kosa ny fifanekena ny amin’ny famorana, izany hoe tamin’ny 1919 T.K., rehefa 99 taona i Abrahama.​—Gen. 12:1-8; 17:1, 9-14; Gal. 3:17.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara