Fanamarihana Ambany Pejy
a Nampiasa an’izao ohatra izao kosa ny boky iray momba ny sela: Raha manandrana mampiditra an’izany kofehy lava be izany ao anatin’ny vihin’ny sela ianao, dia toy ny hoe manandrana mampiditra kofehy manify kely mirefy 40 kilaometatra ao anaty baolina tenisy. Tsy maintsy ataonao milamina tsara anefa ilay izy, mba tsy hisaringotra mihitsy na any antenatenany aza no sintoninao.