FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Zavatra roa no resahin’ilay tantara: Voalohany, efa voalazan’ny Lalàna hoe inona amin’ilay biby hatao sorona no azon’ny mpisorona nohanina. (Deot. 18:3) Ireo mpisorona ratsy fanahy kosa naniraka mpanompo mba haka an’izay hena tsaratsara tao anaty vilany, raha mbola nampangotrahina ilay izy. Faharoa, rehefa nisy olona nitondra fanatitra hodorana teo amin’ny alitara, dia nirahin’ireo mpisorona ny mpanompony haka an-keriny amin’ilay hena manta. Mbola tsy nodorana ho an’i Jehovah akory anefa ny tavin’ilay izy.—Lev. 3:3-5; 1 Sam. 2:13-17.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara