Fanamarihana Ambany Pejy
c Porofo izany fa tsy teraka volana Desambra i Kristy. Atao ao am-bala mantsy ny ondry rehefa Desambra. Ireo mpiandry ondry anefa niandry ny ondriny tany an-tsaha tamin’ny fotoana nahaterahan’i Jesosy. Tany am-piandohan’ny volana Oktobra àry i Jesosy no teraka.