FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

d Tsy dia niraharaha an’io fampitandremana io mantsy ny olona sasany, satria noheverina tamin’ny voalohany hoe ny 144 000 no tena nila azy io. Nihevitra koa ny Mpianatra ny Baiboly, talohan’ny 1935, fa mpivavaka be dia be ao amin’ny Fivavahana Milaza Azy ho Kristianina ilay “vahoaka be” resahin’ny Apokalypsy 7:9, 10. Nieritreritra izy ireo hoe mbola hanohana an’i Kristy ihany izy ireny amin’ny farany, ka ho lasa antokon’olona faharoa ho any an-danitra. Hiresaka an’izany ny Toko 5.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara