Fanamarihana Ambany Pejy
a Afrikana, alemana, anglisy, danoa, espaniola, finoa, frantsay, italiana, japone, neerlanday, norveziana, portiogay, soedoa sy thaï, miampy ireto fitenim-paritany any Afrika ireto: sepedi, sesotho, tsonga, tswana, venda, xhosa sy zoulou, ary fiteny roa hafa iresahana ao amin’ny tany anasiana fepetra amin’ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’izao fotoana izao.