Fanamarihana Ambany Pejy
a Ezaka goavana tokoa ny fahatongavana amin’ny fahasitranana avy amin’ny fisotroan-toaka, ary matetika dia mitaky ny fanampian’ny manam-pahaizana. Jereo ny Réveillez-vous!, gazety naman’ity, tamin’ny 22 May 1992, mba hahazoana fanazavana mitondra fanampiana momba io foto-kevitra io.