FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Ny firahalahian’izy ireo dia avy tamin’ny an’ny Hasidima, antokon’olona iray izay natsangana taonjato maro talohan’izy ireo mba hiady tamin’ny hery fitaoman’ny Grika. Ny Hasidima dia naka ny anarany avy tamin’ny teny hebreo hoe chasi·dhimʹ, na “ireo tsy mivadika”. Nihevitra angamba izy ireo fa nihatra tamin’izy ireo tamin’ny fomba manokana ireo andinin-teny miresaka ny amin’ireo ‘tsy mivadik’i Jehovah’. (Salamo 50:5, NW ). Izy ireo, sy ny Fariseo tatỳ aoriany, dia nirehitra tafahoatra, nanendry tena ho mpiaro ny Lalàna, dia ny Lalàna araka ny heviny ara-bakiteny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara