Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy fangalarana akory izany. Nangataka fanomezana avy tamin’ireo Ejipsianina ireo Isiraelita, ka nomena azy ireo tamin-kalalahana izany. Ankoatra izany, dia tsy nanan-jo hanandevo ny Isiraely aloha ireo Ejipsianina, ka noho izany, dia tokony handoa karama ho an’ny vahoakan’Andriamanitra noho ireo taona maro nanaovany asa an-tery vozona.