Fanamarihana Ambany Pejy
a I Arius (250-336 am.f.i.) dia pretra avy any Aleksandria izay nanambara fa ambany kokoa noho ny Ray i Jesosy. Nolavin’ny kônsilin’i Nicée io fiheverany io tamin’ny 325 am.f.i.—Jereo ny Mifohaza! (frantsay) tamin’ny 22 Jona 1989, pejy 27.