FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Manazava toy izao ny Étude perspicace des Écritures, navoakan’ny Watchtower Bible and Tract Society of New York, Inc.: “Araka ny ampiasana azy ao amin’ny Baiboly, ny hevitra fototra fonosin’ny teny hoe ‘fanavotana’, dia hoe ‘manarona’ na ‘manakalo’; ary izay omena mba ‘hanaronana’ na ho takalon’ny zavatra hafa iray, dia tsy maintsy mitovy tanteraka aminy. (⁠.⁠.⁠.⁠) Mba hanavotana araka ny tokony ho izy izay verin’i Adama, dia tsy maintsy misy fanatitra noho ny ota omena​—fanatitra izay tena mitovy vidy tsara amin’ny ain’olombelona lavorary.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara