Fanamarihana Ambany Pejy
c Navoakan’ny Watchtower Bible and Tract Society of New York, Inc. Raha tsy misy amin’ny fiteninao io boky io, dia hahita torohevitra tsara momba ny fomba hoenti-mianatra ianao ao amin’ireto nomeraon’Ny Tilikambo Fiambenana manaraka ireto: 15 Aogositra 1993, pejy faha-13-17; 15 Aogositra 1986, pejy faha-19-20.