Fanamarihana Ambany Pejy
c Milaza ny sasany fa tsy nanan-kery toy izany tany Sinara i Elama, ary noforomporonina, hono, ilay fanafihan’i Kedorlaomera. Raha mila porofo ara-tsiansa manamarina ny tantara ao amin’ny Baiboly, dia jereo Ny Tilikambo Fiambenana 1 Oktobra 1989, pejy faha-4-7.