Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy nihevitra ny Salamo faha-91 ho faminaniana momba ny Mesia ny mpanoratra ny Soratra Grika Kristianina. Mazava ho azy fa fiarovana ho an’i Jesosy, fony izy teto an-tany, i Jehovah. Fiarovana ho an’ireo voahosotra mpanara-dia an’i Jesosy sy ireo namany vita fanoloran-tena koa i Jehovah, amin’izao “andro farany” izao.—Daniela 12:4.