Fanamarihana Ambany Pejy
b Mazava ho azy fa tsy ara-dalàna izany. Hoy ny boky iray: “Araka ny lalàna momba ny tsolotra (Lex Repetundarum), dia tsy mahazo mangataka na mandray kolikoly ny manam-pahefana mba hamatorana na hamotsorana olona, hamoahana didim-pitsarana na tsia, na hanafahana voafonja.”