Fanamarihana Ambany Pejy
b Anisan’ny fokon’i Robena i Datana sy Abirama, mpiara-mioko tamin’i Kora. Toa tsy nitsiriritra ny fisoronana àry izy ireo. Sady sosotra tamin’ny fitarihan’i Mosesy kosa izy ireo no diso fanantenana, satria mbola tsy tonga tany amin’ny Tany Nampanantenaina ihany.—Nomery 16:12-14.