Fanamarihana Ambany Pejy
a Efa nisy talohan’ny nanorenana ny faneken’ny Lalàna ny fananana vadikely. Nekena izy io rehefa tonga ny Lalàna, ary nisy fitsipika navoaka momba izany. Hitan’i Jehovah fa mbola tsy nety ny fampiharana ilay fitsipika momba ny fananana vady tokana, nomeny tany amin’ny zaridainan’i Edena, raha tsy rehefa tonga tetỳ an-tany i Jesosy Kristy. Namoaka fitsipika niaro ny vadikely anefa izy. Nampitombo haingana kokoa ny zanak’Isiraely ny fananana vadikely.