Fanamarihana Ambany Pejy
a Araka ny lalàna, dia zon’ilay vehivavy manambady ny manatrika fivoriana kristianina. Indraindray ilay vady dia tsy nety nikarakara ireo zanany tsy ampy taona, amin’ireny fotoana ireny. Voatery nitondra azy ireo niaraka taminy tany am-pivoriana àry ilay reny be fitiavana.