Fanamarihana Ambany Pejy
b Hoy Ny Fanazavan’i Keil-Delitzsch ny Testamenta Taloha (anglisy), Boky 1, pejy 148: “Telo amby fitopolo andro taorian’ny nipetrahan’ilay sambo fiara angamba, dia hita ny tampon’ny tendrombohitra, izany hoe ny tampon’ireo faritra avon’i Armenia, izay nanodidina ilay sambo fiara.”